FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hiteny zavatra hanoherana an’ilay Avo Indrindra izy,+ ka hanenjika foana an’ireo olona masin’ilay Andriamanitra Fara Tampony. Hikasa hanova fotoana sy lalàna koa izy, ary hatolotra eo am-pelatanany ireo olona masina, mandritra ny fe-potoana iray sy fe-potoana roa ary antsasaky ny fe-potoana.*+

  • Daniela 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lasa ngezabe mihitsy ilay izy, ka nipaka hatrany amin’ny tafiky ny lanitra. Dia nazerany tamin’ny tany ny sasany tao amin’izany tafika izany, sy ny kintana sasany, ka nohitsakitsahiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara