Daniela 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia tonga aho mba hampahafantatra anao an’izay hanjo ny firenenao any am-parany,+ satria mbola afaka andro maro vao ho tanteraka ilay fahitana.”+
14 Dia tonga aho mba hampahafantatra anao an’izay hanjo ny firenenao any am-parany,+ satria mbola afaka andro maro vao ho tanteraka ilay fahitana.”+