FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Dia tapitra ilay fitantarana. Fa izaho Daniela kosa nitebiteby be noho ny eritreritro, ka lasa hatsatra ny tarehiko.* Nataoko tao am-poko anefa ny zavatra hitako sy henoko.”

  • Daniela 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nisy hoatran’ny lehilahy nikasika ny molotro avy eo.+ Ary nosokafako ny vavako, dia hoy aho tamin’ilay nijoro teo anoloako: “Mangovitra aho, tompoko, noho ilay fahitana hitako, ka tsy manana hery intsony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara