Fitomaniana 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nataon’i Jehovah izay efa nokasainy.+ Notanterahiny ny teniny,+Dia ny didy efa nomeny hatramin’ny ela be.+ Nandravarava tsy nisy indrafo izy.+ Navelany hifaly amin’izay manjo anao ny fahavalo. Nampitomboiny ny herin’ireo* manohitra anao.
17 Nataon’i Jehovah izay efa nokasainy.+ Notanterahiny ny teniny,+Dia ny didy efa nomeny hatramin’ny ela be.+ Nandravarava tsy nisy indrafo izy.+ Navelany hifaly amin’izay manjo anao ny fahavalo. Nampitomboiny ny herin’ireo* manohitra anao.