FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 64:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lasa tany efitra ireo tanànanao masina.

      Lasa tany efitra koa i Ziona,

      Ary lasa ngazana i Jerosalema.+

      11 Masina sady be voninahitra* ilay tranonay,*

      Dia tao ny razambenay no nidera anao.

      Kilan’ny afo+ anefa ilay izy,

      Ary ravarava ny zava-drehetra tianay.

  • Fitomaniana 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Satria lasa aolo ny Tendrombohitr’i Ziona,+ ka ny amboadia izao no mirenireny eny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara