Daniela 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy izy tamiko: “Ry Daniela ô, tena sarobidy* ianao.+ Henoy tsara ny teny holazaiko aminao. Dia mitsangàna amin’izay, fa nirahina ho atỳ aminao aho.” Rehefa nilaza an’izany tamiko izy, dia nitsangana aho sady nangovitra. Daniela 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy izy: “Aza matahotra,+ ry ilay tena sarobidy* ô!+ Ho aminao anie ny fiadanana!+ Mahereza ianao! Mahereza!” Nahazo hery aho rehefa niresaka tamiko izy, dia hoy aho: “Ento àry ny teninao, tompoko, fa efa nankahery ahy ianao.”
11 Ary hoy izy tamiko: “Ry Daniela ô, tena sarobidy* ianao.+ Henoy tsara ny teny holazaiko aminao. Dia mitsangàna amin’izay, fa nirahina ho atỳ aminao aho.” Rehefa nilaza an’izany tamiko izy, dia nitsangana aho sady nangovitra.
19 Dia hoy izy: “Aza matahotra,+ ry ilay tena sarobidy* ô!+ Ho aminao anie ny fiadanana!+ Mahereza ianao! Mahereza!” Nahazo hery aho rehefa niresaka tamiko izy, dia hoy aho: “Ento àry ny teninao, tompoko, fa efa nankahery ahy ianao.”