Lioka 1:76, 77 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 76 Fa ianao kosa, ry zanako, dia hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo Indrindra, satria handeha eo alohan’i Jehovah* ianao mba hanomana ny lalany,+ 77 sy mba hampahafantatra ny vahoakany fa ho voavonjy izy ireo noho ny famelan-keloka+ Hebreo 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
76 Fa ianao kosa, ry zanako, dia hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo Indrindra, satria handeha eo alohan’i Jehovah* ianao mba hanomana ny lalany,+ 77 sy mba hampahafantatra ny vahoakany fa ho voavonjy izy ireo noho ny famelan-keloka+