-
Nehemia 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia hoy aho tamin’ny mpanjaka: “Raha mba mety aminao, ry mpanjaka, ary raha mahazo sitraka aminao ny mpanomponao, dia mba alefaso ho any Joda aho, any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako, mba hanorina azy indray.”+
-
-
Nehemia 2:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tonga tao Jerosalema aho tamin’ny farany, ary nijanona telo andro tao.
-
-
Nehemia 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia vita ilay manda tamin’ny andro faha-25 amin’ny volana Elola,* izany hoe tao anatin’ny 52 andro.
-