Genesisy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hidekela*+ no anaran’ilay renirano fahatelo. Izy io no mankany atsinanan’i Asyria.+ Ary i Eofrata+ ilay renirano fahefatra.
14 Hidekela*+ no anaran’ilay renirano fahatelo. Izy io no mankany atsinanan’i Asyria.+ Ary i Eofrata+ ilay renirano fahefatra.