Daniela 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Holazaiko aminao anefa izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny fahamarinana. Ary tsy mba misy manohana ahy amin’izany, afa-tsy i Mikaela,+ ilay andriananareo.+ Daniela 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Joda 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa rehefa nifamaly tamin’ny Devoly momba ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy na nanaratsy azy.+ Hoy mantsy izy: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”*+ Apokalypsy 12:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 Holazaiko aminao anefa izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny fahamarinana. Ary tsy mba misy manohana ahy amin’izany, afa-tsy i Mikaela,+ ilay andriananareo.+
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa rehefa nifamaly tamin’ny Devoly momba ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy na nanaratsy azy.+ Hoy mantsy izy: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”*+