Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Daniela 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nisy tandroka kely iray nipoitra avy tamin’ny iray tamin’ireo tandroka ireo. Dia lasa ngezabe izy io, ka nitodika nianatsimo sy niantsinanana* ary tany amin’ilay Tany Kanto.*+ Daniela 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hanao izay tiany ilay ho avy hamely ny mpanjakan’ny atsimo, ka tsy hisy hahatohitra azy. Hitsangana ao amin’ilay Tany Kanto* izy,+ ary hanana hery handripahana. Daniela 11:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+
9 Ary nisy tandroka kely iray nipoitra avy tamin’ny iray tamin’ireo tandroka ireo. Dia lasa ngezabe izy io, ka nitodika nianatsimo sy niantsinanana* ary tany amin’ilay Tany Kanto.*+
16 Ary hanao izay tiany ilay ho avy hamely ny mpanjakan’ny atsimo, ka tsy hisy hahatohitra azy. Hitsangana ao amin’ilay Tany Kanto* izy,+ ary hanana hery handripahana.