FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 48:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+

      Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,

      Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+

  • Daniela 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nisy tandroka kely iray nipoitra avy tamin’ny iray tamin’ireo tandroka ireo. Dia lasa ngezabe izy io, ka nitodika nianatsimo sy niantsinanana* ary tany amin’ilay Tany Kanto.*+

  • Daniela 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hanao izay tiany ilay ho avy hamely ny mpanjakan’ny atsimo, ka tsy hisy hahatohitra azy. Hitsangana ao amin’ilay Tany Kanto* izy,+ ary hanana hery handripahana.

  • Daniela 11:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara