-
Jeremia 29:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary izay hanjo azy roa lahy, dia ho lasa fiteny fampiasan’ny Joda rehetra natao sesitany any Babylona rehefa manozona. Hilaza izy ireo hoe: “Enga anie ianao hataon’i Jehovah hoatran’i Zedekia sy Ahaba, izay natonon’ny mpanjakan’i Babylona tao anaty afo!”
-