-
Daniela 2:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nody tany an-tranony i Daniela avy eo, ary notantarainy tamin’i Hanania sy Misaela ary Azaria namany ny zava-nitranga. 18 Nasainy nivavaka tamin’ilay Andriamanitry ny lanitra izy ireo mba hangataka famindram-po taminy, dia hampahafantatra azy ireo an’ilay zava-miafina. Amin’izay dia tsy ho ringana miaraka amin’ny sisa amin’ny olon-kendrin’i Babylona i Daniela sy ny namany.
-