Isaia 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hahita loza ilay satroboninahitra* mirenty* anaovan’ireo mamo lava ao Efraima!+Hahita loza koa ilay voninkazo tsara tarehy mihamalazo,Eo amin’ny lohan’ilay lohasaha lonaka, izay misy an’ireo mamon-divay ireo!
28 Hahita loza ilay satroboninahitra* mirenty* anaovan’ireo mamo lava ao Efraima!+Hahita loza koa ilay voninkazo tsara tarehy mihamalazo,Eo amin’ny lohan’ilay lohasaha lonaka, izay misy an’ireo mamon-divay ireo!