-
Hosea 10:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hatahotra noho izay hanjo an’ilay zanak’omby nataony sampy tao Beti-avena ny mponin’i Samaria.+
Halahelo an’ilay sampy izy ireo
Sy ny mpisoron’ny andriamani-kafa, izay nirehareha erỳ tamin’ilay zanak’omby sy tamin’ny voninahitr’izy io.
Hatao sesitany lavitra azy ireo mantsy ilay zanak’omby.
6 Hoentina any Asyria izy io ka hatao fanomezana ho an’ny mpanjaka lehibe.+
Hatao afa-baraka i Efraima,
Ary ho afa-baraka ny Israely satria nanaraka ny torohevitr’izy io.+
-