FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tonga tao amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria. Dia nomen’i Menahema volafotsy 1 000 talenta* i Pola, mba hanampiany azy hanamafy orina ny fanjakany.+

  • Ezekiela 23:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ohola* no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba* kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy ka niteraka zanakalahy sy zanakavavy be dia be. I Samaria+ no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba.

      5 “Nivaro-tena+ i Ohola tamin’izy mbola vadiko. Mafy be ny faniriany hanao firaisana tamin’ireo lehilahy niarahany,+ dia ny Asyrianina teny akaikiny.+

  • Hosea 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Rehefa hitan’i Efraima ny aretiny, ary hitan’i Joda ny feriny,

      Dia nankany Asyria i Efraima,+ sady naniraka olona ho any amin’ny mpanjaka lehibe.

      Tsy nahavita nitsabo anareo anefa izy,

      Sady tsy nahavita nanasitrana ny ferinareo.

  • Hosea 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Mihinana rivotra i Efraima,

      Ary manenjika rivotra avy any atsinanana izy mandritra ny andro.

      Vao mainka mandainga sy mahery setra izy.

      Fa manao fifanekena amin’i Asyria+ izy, ary mitondra menaka mankany Ejipta.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara