-
2 Mpanjaka 14:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa hitan’i Jehovah hoe tena mangidy ny fahoriana nanjo ny Israely.+ Tsy nisy olona tavela mba hanampy ny Israely. Na ireo tsy nisy mpiaro sy ireo osa aza tsy nisy tavela.
-
-
1 Tantara 5:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nampirisihin’ilay Andriamanitry ny Israely àry i Pola mpanjakan’i Asyria,+—dia i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria,—mba hanao sesitany ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase. Dia nentin’izy io nankany Hala sy Habora sy Hara ary tany amin’ny reniranon’i Gozana+ izy ireo, ka mbola any hatramin’izao.
-