1 Petera 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy firenena mantsy ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ianareo izao.+ Tsy namindrana fo ianareo taloha, fa efa nahazo famindram-po kosa izao.+
10 Tsy firenena mantsy ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ianareo izao.+ Tsy namindrana fo ianareo taloha, fa efa nahazo famindram-po kosa izao.+