-
Romanina 9:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Izany koa no nolazainy ao amin’ny bokin’i Hosea hoe: “Izay tsy vahoakako no hantsoiko hoe ‘vahoakako’,+ ary ilay tsy tiana no hantsoiko hoe ‘malala.’+ 26 Ary any amin’ilay toerana nilazako tamin’izy ireo hoe: ‘Tsy vahoakako ianareo’, no hilazako aminy hoe: ‘Zanak’ilay Andriamanitra velona ianareo.’”+
-