-
Hosea 7:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hahita loza izy fa nandositra ahy!
Ary ho ringana izy fa nandika ny lalàko!
Vonona ny hanavotra azy aho, nefa nandainga momba ahy izy.+
-