-
Amosa 9:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ‘Hanome baiko aho,
Ka hohozongozoniko eny amin’ny firenena rehetra ny taranak’Israely,+
Hoatran’ny manozongozona sivana,
Mba tsy hisy vatokilonjy hilatsaka amin’ny tany.
-