-
Amosa 6:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Mihazakazaka eny amin’ny harambato ve ny soavaly?
Ary hisy hiasa tany miaraka amin’ny ombiny ve eny?
Tsy manao ny rariny ianareo ka lasa hoatran’ny zavamaniry misy poizina,
Ary tsy manao izay mahitsy ianareo ka lasa toy ny zavamaniry mangidy be.+
-