FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 20:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy ilay Levita+ vadin’ilay vehivavy nisy namono: “Tonga tao Gibea+ tanànan’ny fokon’i Benjamina izaho sy ny vadikeliko, mba hatory tao. 5 Ary nitsangana hanisy ratsy ahy ireo mponina* tao Gibea, ka nanodidina an’ilay trano nisy ahy tamin’ny alina. Izaho no saika hovonoin’izy ireo, kanjo ny vadikeliko no naolany dia maty.+ 6 Dia nalaiko ny fatin’ilay vadikeliko ka norasarasaiko, ary nalefako tany amin’ny faritra rehetra eo amin’ny lovan’ny Israely.+ Nanao zavatra mahamenatra sy mamoafady teto amin’ny Israely mantsy izy ireo.

  • Hosea 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Efa tafahoatra loatra ny ratsy nataon’ny Israely, hoatran’ny tamin’ny andron’i Gibea.+

      Hotsaroan’Andriamanitra ny fahadisoany, ka hosaziny izy ireo satria nanota.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara