FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nataon’i Jeroboama andro fety koa ny andro faha-15 amin’ny volana fahavalo, sahala amin’ny fety tany Joda.+ Ary nanolotra fanatitra ho an’ireo zanak’omby nataony izy, teo amin’ilay alitara nataony tao Betela.+ Tao koa izy no nanendry mpisorona ho an’ireo toerana avo namboariny. 33 Dia nanomboka nanolotra fanatitra teo amin’ilay alitara nataony tao Betela izy, tamin’ny andro faha-15 amin’ny volana fahavalo. Izy ihany no nifidy an’io volana io. Ary nifidy andro hatao fety ho an’ny vahoakan’Israely izy, sady nankeo amin’ilay alitara mba hanao fanatitra sy handoro fanatitra mba hidona-tsetroka.

  • Hosea 13:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Nangovitra be ny olona rehefa niteny i Efraima.

      Nalaza teo amin’ny Israely izy.+

      Lasa meloka anefa izy ka maty satria nanompo an’i Bala.+

       2 Vao mainka izy ireo izao manota,

      Ka manao sarivongana amin’ny volafotsiny.*+

      Tena mahay manamboatra sampy izy ireo. Asan’ny mpanao asa tanana daholo ireny.

      Hoy izy ireo amin’ireny: ‘Asaivo manoroka an’ireo zanak’omby+ ireo ny olona manao sorona.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara