-
Ezra 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy aho: “Andriamanitro ô! Menatra sy sadaikatra aho ny hiandrandra any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa lasa be dia be ny fahadisoanay ka mihoatra ny lohanay, ary efa manakatra ny lanitra ny helokay.+
-
-
Hosea 9:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Tamin’izaho nahita ny Israely, dia toy ny nahita voaloboka tany an-tany efitra,+
Ary tamin’izaho nahita ny razambenareo, dia hoatran’ny nahita aviavy masaka voalohany, teo amin’ny aviavy vokatra aloha be.
-