FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Amosa 8:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny fetin’ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,

      Ary ny Sabata+ mba hahafahanay hivarotra varimbazaha indray?

      Dia ho afaka hampiasa efaha* kely kokoa

      Sy sekely* mavesatra kokoa izahay,

      Dia tsy ho marina intsony ny mizana, ka ho afaka hanambaka izahay.+

       6 Dia ho afaka hividy olona sahirana koa izahay, ka volafotsy no hividiananay azy,

      Sady ho afaka hividy olona mahantra, ka hoatran’ny vidina kapa no hividiananay azy,+

      Ary ho afaka hivarotra varimbazaha efa fakofakony.’

  • Mika 2:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Hahita loza ireo mitetika ny hanao ratsy,

      Ary mieritreritra an’izany eo am-pandrianany!

      Rehefa maraina ny andro dia tanterahiny ny eritreriny,

      Satria vitany ny manao an’izany.+

       2 Mitsiriritra saha sy tranon’olona izy ireo,+

      Dia maka an’ireny an-keriny.

      Manambaka lehilahy izy mba hahazoana ny tranony,+

      Sy mba hahazoana ny lovany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara