1 Mpanjaka 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niteny tamin’i Ahaba i Elia*+ Tisbita, avy any Gileada,+ hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay tompoiko,* dia tsy hisy ando na orana mandritra ny taona vitsivitsy raha tsy izaho no miteny!”+ 2 Mpanjaka 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Amosa 7:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy i Amosa tamin’i Amazia: “Sady tsy mpaminany aho no tsy zanaka mpaminany. Fa mpiandry ondry aho+ ary nikarakara* aviavidia. 15 Nalain’i Jehovah teny am-piandrasana ondry anefa aho. Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Mandehana maminany amin’ny Israely vahoakako.’+
17 Niteny tamin’i Ahaba i Elia*+ Tisbita, avy any Gileada,+ hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay tompoiko,* dia tsy hisy ando na orana mandritra ny taona vitsivitsy raha tsy izaho no miteny!”+
14 Dia hoy i Amosa tamin’i Amazia: “Sady tsy mpaminany aho no tsy zanaka mpaminany. Fa mpiandry ondry aho+ ary nikarakara* aviavidia. 15 Nalain’i Jehovah teny am-piandrasana ondry anefa aho. Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Mandehana maminany amin’ny Israely vahoakako.’+