FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Henoko tokoa i Efraima nitaraina hoe:

      ‘Nanitsy ahy ianao ka nanaiky hahitsy aho,

      Toy ny zanak’omby mbola tsy nofolahina.

      Ento miverina aho, dia hiverina avy hatrany,

      Satria ianao no Jehovah Andriamanitro.

  • Ezekiela 23:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ohola* no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba* kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy ka niteraka zanakalahy sy zanakavavy be dia be. I Samaria+ no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba.

  • Hosea 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Handeha aho ka hiverina any amin’ny toerana nisy ahy, ary tsy hiala any raha tsy efa avy nizaka ny vokatry ny nataony izy ireo.

      Dia hitady sitraka amiko* izy ireo.+

      Ary hitady fanampiana amiko izy rehefa azom-pahoriana mafy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara