Deoteronomia 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa firenena tsy misaina* ny Israely,Sady tsy mahay na inona na inona.+ Isaia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mahalala tsara ny tompony ny omby,Ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy.Ny Israely kosa tsy mahalala ahy,*+Ary ny vahoakako tsy mba misaina.”
3 Mahalala tsara ny tompony ny omby,Ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy.Ny Israely kosa tsy mahalala ahy,*+Ary ny vahoakako tsy mba misaina.”