-
2 Mpanjaka 18:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda. 2 Tamin’izy 25 taona no lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tao Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria+ izy io. 3 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana+ i Hezekia, toy ny nataon’i Davida razambeny.+
-