-
Salamo 50:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Aoka ianareo izay manadino an’Andriamanitra+ handinika an’izany,
Sao hamiravira anareo aho ka tsy hisy hamonjy anareo.
-
-
Hosea 5:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ho toy ny liona tanora ho an’i Efraima aho,
Ary ho liona matanjaka* ho an’ny taranak’i Joda.
-