Isaia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nanadino an’ilay Andriamanitra+ mpamonjy anao mantsy ianao,Sady tsy nahatsiaro an’ilay Vatolampy,+ ilay manda miaro anao. Izany no antony anaovanao saha tsara tarehy,*Sy ambolenao tsimoka avy any an-tany hafa.*
10 Efa nanadino an’ilay Andriamanitra+ mpamonjy anao mantsy ianao,Sady tsy nahatsiaro an’ilay Vatolampy,+ ilay manda miaro anao. Izany no antony anaovanao saha tsara tarehy,*Sy ambolenao tsimoka avy any an-tany hafa.*