-
1 Samoela 19:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Naniraka olona hijery an’i Davida indray àry i Saoly, sady hoy izy: “Ento atỳ amiko eo ambony fandrianany izy, mba hovonoina ho faty.”+ 16 Rehefa niditra ireo olona nirahiny, dia nahita an’ilay sarivongana terafima* teo am-pandriana, sy ilay lamba volon’osy makarakara teo amin’izay tokony hisy ny lohan’i Davida.
-