-
Mika 6:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia hihinana ianao nefa tsy ho voky,
Ka mbola ho noana be ihany.+
Izay zavatra alainao mba hotehirizina dia tsy ho voatahirinao akory,
Ary izay mba voatahirinao dia havelako hopotehin’ny fahavalonao.
-