Hosea 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Tao Gilgala+ izy ireo no nanao ny zava-dratsy rehetra, ka lasa halako izy ireo tao. Horoahiko hiala ao an-tranoko izy ireo satria nanao ratsy.+ Tsy ho tiako intsony izy ireo,+Fa mafy loha ny andrianany rehetra. Hosea 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Namitaka*+ sy nanao ny tsy marina ny olona tao Gileada. Namono omby hatao sorona izy ireo tao Gilgala,+Ary hoatran’ny vato mifanaingina eny an-tanimboly ny alitarany.+ Amosa 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Mankanesa ao Betela mba handika lalàna,*+Ary manaova mihoatra noho izany ao Gilgala.+ Mitondrà sorona amin’ny maraina,+Ary mitondrà ampahafolon-karena,+ amin’ny andro fahatelo.
15 “Tao Gilgala+ izy ireo no nanao ny zava-dratsy rehetra, ka lasa halako izy ireo tao. Horoahiko hiala ao an-tranoko izy ireo satria nanao ratsy.+ Tsy ho tiako intsony izy ireo,+Fa mafy loha ny andrianany rehetra.
11 Namitaka*+ sy nanao ny tsy marina ny olona tao Gileada. Namono omby hatao sorona izy ireo tao Gilgala,+Ary hoatran’ny vato mifanaingina eny an-tanimboly ny alitarany.+
4 ‘Mankanesa ao Betela mba handika lalàna,*+Ary manaova mihoatra noho izany ao Gilgala.+ Mitondrà sorona amin’ny maraina,+Ary mitondrà ampahafolon-karena,+ amin’ny andro fahatelo.