Hosea 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Tsofy ny anjombona!+ Fa misy fahavalo hoatran’ny voromahery tonga hamely ny tranon’i Jehovah,+Satria nivadika tamin’ny fifanekena nataoko+ taminy izy ireo, sady nandika ny lalàko.+
8 “Tsofy ny anjombona!+ Fa misy fahavalo hoatran’ny voromahery tonga hamely ny tranon’i Jehovah,+Satria nivadika tamin’ny fifanekena nataoko+ taminy izy ireo, sady nandika ny lalàko.+