Zefania 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Andron’ny hatezerana izany,+Andron’ny fahoriana sy fijaliana,+Andro hisian’ny rivo-mahery sy fandravana,Andro maizina sy manjombona,+Andro mandrahona sady maizim-pito,+
15 Andron’ny hatezerana izany,+Andron’ny fahoriana sy fijaliana,+Andro hisian’ny rivo-mahery sy fandravana,Andro maizina sy manjombona,+Andro mandrahona sady maizim-pito,+