-
Apokalypsy 9:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ary nanana fiarovan-tratra tahaka ny fiarovan-tratra vy izy ireo. Ary ny feon’ny elany dia hoatran’ny feon’ny kalesy tarihin’ny soavaly maika ho any an’ady.+
-