FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hahita loza ilay satroboninahitra* mirenty* anaovan’ireo mamo lava ao Efraima!+

      Hahita loza koa ilay voninkazo tsara tarehy mihamalazo,

      Eo amin’ny lohan’ilay lohasaha lonaka, izay misy an’ireo mamon-divay ireo!

  • Amosa 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Misotro divay amin’ny vilia baolina ianareo,+

      Ary mihosotra menaka faran’izay tsara.

      Tsy raharahianareo* anefa ny loza manjo an’i Josefa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara