Jeremia 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Indrisy! Andro mahatsiravina* izany.+ Tsy misy mitovy aminy.Fotoam-pahoriana ho an’i Jakoba izany, Nefa ho voavonjy amin’izany izy.” Amosa 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ‘Hahita loza izay maniry mafy ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah!+ Inona no antenainareo hitranga amin’ny andron’i Jehovah?+ Ho haizina izany fa tsy hazavana.+ Zefania 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Andron’ny hatezerana izany,+Andron’ny fahoriana sy fijaliana,+Andro hisian’ny rivo-mahery sy fandravana,Andro maizina sy manjombona,+Andro mandrahona sady maizim-pito,+
7 Indrisy! Andro mahatsiravina* izany.+ Tsy misy mitovy aminy.Fotoam-pahoriana ho an’i Jakoba izany, Nefa ho voavonjy amin’izany izy.”
18 ‘Hahita loza izay maniry mafy ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah!+ Inona no antenainareo hitranga amin’ny andron’i Jehovah?+ Ho haizina izany fa tsy hazavana.+
15 Andron’ny hatezerana izany,+Andron’ny fahoriana sy fijaliana,+Andro hisian’ny rivo-mahery sy fandravana,Andro maizina sy manjombona,+Andro mandrahona sady maizim-pito,+