Joela 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Asaivo mifady hanina ny olona,* dia lazao hoe hisy fivoriambe makotrokotroka.+ Vorio ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo+ ny anti-panahy sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.
14 Asaivo mifady hanina ny olona,* dia lazao hoe hisy fivoriambe makotrokotroka.+ Vorio ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo+ ny anti-panahy sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Ary miantsoa vonjy amin’i Jehovah.