2 Fa tezitra be amin’ny firenena rehetra i Jehovah,+
Sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+
Hatokany haringana ireny,
Ka haripany.+
3 Hariana ireo novonoina eo amin’izy ireo,
Ary hidofaka ny fofon’ny fatiny.+
Hampitsonika ny tendrombohitra ny rany.+