Ezekiela 34:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hamoa ny hazo eny an-tsaha, ary hamokatra ny tany.+ Ary hiadana sy hilamina izy ireo ao amin’ilay tany. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah rehefa tapahiko ny ziogany,+ ka hovonjeko amin’izay manandevo azy izy.
27 Hamoa ny hazo eny an-tsaha, ary hamokatra ny tany.+ Ary hiadana sy hilamina izy ireo ao amin’ilay tany. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah rehefa tapahiko ny ziogany,+ ka hovonjeko amin’izay manandevo azy izy.