Levitikosy 26:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hataoko eo aminareo ny tranolaiko,+ ary tsy hanary anareo aho. 12 Ho eo aminareo aho ka ho Andriamanitrareo,+ ary ianareo ho vahoakako.+ Ezekiela 37:26, 27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Dia hataoko eo aminareo ny tranolaiko,+ ary tsy hanary anareo aho. 12 Ho eo aminareo aho ka ho Andriamanitrareo,+ ary ianareo ho vahoakako.+