Isaia 32:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy hiova mihitsy izany raha tsy rehefa milatsaka amintsika ny fanahy,+Sady lasa saham-boankazo ny tany efitra,Ary heverina hoe ala ny saham-boankazo.+ Isaia 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa handatsahako rano izay mangetaheta,*+Ary hasiako renirano mikoriana any amin’ny tany karakaina. Handatsahako ny fanahiko ny taranakao,+Sady handrotsahako fitahiana. Ezekiela 39:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy hafeniko amin’izy ireo intsony ny tarehiko,+ satria handatsaka ny fanahiko amin’ny taranak’Israely aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
15 Tsy hiova mihitsy izany raha tsy rehefa milatsaka amintsika ny fanahy,+Sady lasa saham-boankazo ny tany efitra,Ary heverina hoe ala ny saham-boankazo.+
3 Fa handatsahako rano izay mangetaheta,*+Ary hasiako renirano mikoriana any amin’ny tany karakaina. Handatsahako ny fanahiko ny taranakao,+Sady handrotsahako fitahiana.
29 Tsy hafeniko amin’izy ireo intsony ny tarehiko,+ satria handatsaka ny fanahiko amin’ny taranak’Israely aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”