-
Zakaria 14:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Handositra ho any amin’ilay lohasaha eo anelanelan’ireo tendrombohitro ianareo, satria hitatra hatrany amin’ny lalana mankany Azela ilay lohasaha. Handositra ianareo, hoatran’ny nandosiranareo tamin’ilay horohoron-tany tamin’ny andron’i Ozia mpanjakan’ny Joda.+ Dia ho avy i Jehovah Andriamanitro, ary hanaraka azy koa ny anjely masina rehetra.+
-