31 Mahafatotra ny tadin’ny antokon-kintana Kimaha ve ianao,
Na mahavaha ny tadin’ny antokon-kintana Kesila?+
32 Vitanao ve ny mamoaka antokon-kintana amin’ny fotoanany,
Na mitarika ny antokon-kintana Asha sy ny zanany?
33 Fantatrao ve ny lalàna mifehy ny lanitra,+
Ary vitanao ve ny manery ny tany hanaraka an’izany?