Mika 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao àry no tenin’i Jehovah: ‘Mieritreritra ny handefa loza+ aminareo aho, ka tsy ho afaka handositra an’izany ianareo.*+ Dia tsy hirehareha intsony ianareo rehefa mandeha,+ satria fotoana hisian’ny loza izany.+
3 Izao àry no tenin’i Jehovah: ‘Mieritreritra ny handefa loza+ aminareo aho, ka tsy ho afaka handositra an’izany ianareo.*+ Dia tsy hirehareha intsony ianareo rehefa mandeha,+ satria fotoana hisian’ny loza izany.+