FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 7:42, 43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Koa niala tamin’izy ireo Andriamanitra, dia namela azy ireo hanao fanompoana masina ho an’ireo zavatra eny amin’ny lanitra,+ araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny Mpaminany hoe: ‘Izaho angaha moa no nanoloranareo fanatitra sy sorona nandritra ny 40 taona tany an-tany efitra, ry taranak’Israely? 43 Tsy izaho, fa ny tranolain’i Moloka+ sy ilay kintana andriamanitra atao hoe Refana izay nentinareo, dia ireo sarivongana nataonareo hivavahana. Koa hataoko sesitany lavitra an’i Babylona ianareo.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara